Teny iditra (1/2) | 1 py |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
fikimpiana maso 4 [1.1] fikimpikimpin' ny maso, baiko atao amin' ny maso |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a twinkle, a wink. Used of the eye 6 [1.7] a winking of the eye(s) |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] clignotement des yeux |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 py |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] [Sakalava]
Maranitra (tandrok' ombalahy) |
Tsanganana sy sary iray takila |
17 Bikan' ny tandrok' omby |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |