|
|
|
|

Teny iditra1  manara-bavy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mitoetra any amin' ny ray amandrenin' ny vavy
mety ho entin' ny vavy amin' ny sangany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to follow a wife, i.e. to be henpecked.
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415#1294] Qui se laisse mener par sa femme
Singan-teny  6  manaraka, vavy
Tovy hevitra  7  entim-bavy

Fivaditsoratra  8  manara-bavy, marani-bava

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21