Teny iditra (1/2) | 1 manarama (karama) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Jereo manakaRAma [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 4 to employ for wages [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay | 5 engager un salarié; employer [1.8] |
Ohatra |
6 Ny olona manam-bola, manarama mpihady voanjo. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 manakarama |
Teny iditra (2/2) | 12 manaramà (karama) |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manarama |
Fanazavàna teny malagasy | 14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 15 [1.3] |
Tovy hevitra | 16 manakaramà |
Tsanganana sy sary iray takila |
17 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 18 mamarana, mamaràna, manamara, manarama, manaramà, mamarana, mamaràna, manamara, manarama, manaramà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |