|
|
|
|

Teny iditra1  manaramody
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanafody manaraka ilay asiany ary mamono azy amin' ny farany
Ohatra  4  [2.508#] ny haroka àty, ny tendry hatoka, ny tsongo dia raodia, ny manaramody, ny fehy tratra, ny vorika, ny voankanina, ny tadilava, ny vahimaika, ny mampandry, ny lahianio, ny ody fitia.
Voambolana  5  Fahasalamana
Singan-teny  6  manaraka, mody

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07