Teny iditra | manaramody | |
Singan-teny | manaraka ; mody | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanafody manaraka ilay asiany ary mamono azy amin' ny farany [1.1] | |
Ohatra | ny haroka àty, ny tendry hatoka, ny tsongo dia raodia, ny manaramody, ny fehy tratra, ny vorika, ny voankanina, ny tadilava, ny vahimaika, ny mampandry, ny lahianio, ny ody fitia.
[2.508] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17 |