|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manarangarana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mijery olona, nefa tsy te ho hita hoe mijery, ka amin' ny hirika na loaka kely ao ambadika no mitily: Tsy fanao ny manarangarana amin' ny hidim-baravarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to peep at through a hole, or a small opening.
5  [1.7] to peep through a hole; to spy on
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] jeter un coup d'oeil
Ohatra  7  [1.296#] tsy ny volombodintrano manarangarana fa ny io aty rindrina manoloana?
8  [2.895#] Injeny efa maimbo rainkona ny faladiany, nefa ireo fokonolona samy tsy hita maso fa ireo maso an-jatony no indreny manarangarana anaty horompotsy.
Fototeny  9  harangarana
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny manarangarana io

Teny iditra (2/2)16  manarangaràna
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manarangarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3]
Fototeny  20  harangarana

Fivaditsoratra  21  anarangaranam, manarangarana, manarangaràna

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16