|
|
|
|

Teny iditra1  manaratra
Fototeny  2  haratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Bezanozano] miharatra volombava
5  [1.1] Mikiky ny volondoha, ny volombava, ny volo amin' ny tena amin' ny hareza
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] to shave.
7  [1.7] to shave the beard or the head
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] se raser la figure ou la tête
Ohatra  9  [2.996#] Aza manety ny sisim-bolon-dohanareo, ary aza manaratra ny vaokanao.
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14  amatraran, manaratra, manatrara, namatrara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21