Teny iditra manaroka (taroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka tsimoka vaventy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to sprout, to send out shoots, to bear leaves [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay pousser, avoir de jeunes pousses, pousser des feuilles [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
manaroka
nanaroka
hanaroka
Ohatra Raha vao manaroka ny rantsany ka mandravina, dia fantatrareo fa efa akaiky ny lohataona. [Baiboly: 48:013:028/Marka 13:28..]

2013/04/16