Teny iditra |
manarona
(sarona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manafina: Misy rahona manarona ny masoandro Mandrakotra: Manarona harona ~ Manarona ny hadisoan' ny sakaizany izy Manodidina: Nanarona ny fahavalo ny miaramilantsika
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To cover; to conceal [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Couvrir; cacher [1.8]
|
Ohatra |
1 | Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny;
[2.470]
|
2 | Haizina azo tsapana no manarona ny ranomasina sy izay ao aminy.
[2.471]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manarona |
Ny lasa : |
nanarona |
Ny hoavy : |
hanarona |
Filaza mandidy : |
manaròna |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
manaròna
(sarona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manarona
|
|