|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manary
Fototeny  2  ary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taisaka] [mañary] manary
5  [1.1] Manipy zavatra any amin' ny toerana tsy hahitana azy intsony: Manary fako
Tsy miraharaha zavatra, hany ka verivery fotsiny ilay izy: Betsaka ny ankizy no manarinary ny bokiny eny rehetrarehetra eny
Milaza ampahibemaso fa tsy ho isan-jaza mpandova intsony: Efa nanary azy ela be ny rainy
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] to throw away, to reject, to abandon
7  [1.7] to throw away
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8, 1.5] rejeter
9  [1.8] perdre
10  [1.5] abandonner
Ohatra  11  Ny atiny nomeny ny atin-kavana sy ny sakaiza tia, fa izany no tsy manary an-kahoriana [2.293]
12  Na hita ihany aza ny ataon' ny havanay andavanandro, rahefa misy maty kosa, tsy manary irery izy [2.472]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny manary io

Teny iditra (2/3)32  mañary
Sokajin-teny  33  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  34  [1.78] [Bara] mandevina
35  [1.78] [Tanala] mandevina faty
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)37  manary
Sokajin-teny  38  anarana
Fanazavàna teny frantsay  39  [1.196] [Sakalava] (de ary : action de rejeter, d'abandonner). Se dit de tous les bois qui laissent exsuder beaucoup de sève lorsqu'ils sont coupés (manary rano) Nom générique des Dalbergia (Fabaceae), principalement Dalbergia greveana Baill., Dalbergia ikopensis Jum. et Dalbergia trichocarpa Baker. D'après Leandri et Faublée, outre ces arbres, on donne aussi ce nom à un Albizia sp. (Fabaceae). Ce sont des arbres donnant des bois magnifiques, commercialisées sous les noms de « Bois de rose de Madagascar » ou « Palissandre de Madagascar » dont malheureusement les sujets exploitables sont devenus fort rares du fait de l'exploitation abusive et de la destruction des forêts de la côte Ouest. On en fait traditionnellement les pagaies (five) des pirogues vezo (signalé anciennement par Léo Samat réf. 94 et 108 d'après Grandidier). En jouant sur les sens de la racine ary, on en fait aussi des talismans contre le rejet, la répudiation.
Voambolana  40  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  43  amiran, anarim, aniram, aranim, mañary, manary, manira, manirà, marìna, mariña, marina, miaran, mirana, namari, namira, naraim, nariam, niaram, rianam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08