Teny iditra manary zaza
Singan-teny manary ; zaza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To disown (a child) [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Déshériter un enfant [1.8]
Tovy hevitra manalan-jaza
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06