Teny iditra | 1 manary zaza |
Singan-teny | 2 manary, zaza |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to disown (a child) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] déshériter un enfant |
Tovy hevitra | 7 manalan-jaza |
Tohi-kevitra | 8 mananganjaza |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06 |