|
|
|
|

Teny iditra1  manasabodika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mampifangaro na mampifandiso ny teny na ny zavatra atao, manasaritaka, manodinkodina amin' ny teny na fanaovan-javatra mba hampifamadika amin' izay tena izy sy marina
Fototeny  4  sabodika
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11