|
|
|
|

Teny iditra1  manasafotofoto
Fototeny  2  safotofoto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manakorontana sy mampifangaroharo: Iza no nanasafotofoto itỳ kofehy itỳ toy izao ?
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] mettre en désordre, embrouiller
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Mpanahaka  10  mampisafotofoto, manafotofoto, mampisavorovoro, manasavorovoro, mamorovoro, manasaritaka, manakorokoro, mampikoron-tana, manakorontana, mampifangaro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20