Teny iditra manasafotofoto (safotofoto (fotofoto))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manakorontana sy mampifangaroharo: Iza no nanasafotofoto itỳ kofehy itỳ toy izao ?
Mitovy hevitra: mamorovoro ~ mampifangaro ~ mampikoron-tana ~ mampisafotofoto ~ mampisavorovoro ~ manafotofoto ~ manakorokoro ~ manakorontana ~ manasaritaka ~ manasavorovoro [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay mettre en désordre, embrouiller [Abinal 1888]
Endriteny 
manasafotofoto
nanasafotofoto
hanasafotofoto
manasafotofotoa

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/02