|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manasaka
Fototeny  2  sasaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mizara roa mitovy tsara: Tsy haiko ny manasaka ity voatavo ity
5  Eo am-povoany tsara: Manasaka tsara ny tanàna ny tsena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  partager en deux parties égales; être au milieu d'un objet, comme un point. Tsy mahay manasaka mananasy ity ilay adala ity: cet imbécile ne sait pas partager un ananas en deux parties égales. Manasaka tsara ny latabatra io fitsipika io: cette ligne est juste au milieu de la table [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mañasaka
Fototeny  12  asaha
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14  manompa [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  15  manasaka, mañasaka, manasaka, mañasaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20