|
|
|
|

Teny iditra1  asaha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  ompa [Tambahoaka, Betsimisaraka, Sihanaka] [1.78]
4  Ompa, fanompana, ozona, fanirian-dratsy hihatra amin' ny sasany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  swearing, cursing, abusive language. See aniana, ngoso, ozona, sahato. [1.2#68]
Fanazavàna teny frantsay  6  imprécations, malédictions [1.3#64]
Ohatra  7  Ny asaha am-balahana, dia mikasika filahiana avokoa [2.245#152]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Mpanahaka  12  fanozonana, ozona, fanompana, ompa, fisahatoana, sahato, fisarikoana, sariko, fanasahana

Nohavaozina tamin' ny 2022/02/08