Teny iditra | manasakaiza (sakaiza) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Maka ho sakaiza: Manakaiza vahiny, mbola tia ka ilaozany Enti-milaza fifankatiavana amin' olona miserana ihany, izay voatery hotapahina noho ny fandalovany fotsiny ) [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | manakaiza | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manasakaiza io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |