Teny iditra | 1 manasaly |
Fototeny | 2 saly |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
[mañasaly] manamaina hena, na hazandrano na akanjo, ets... amin'ny tanik'afo 5 [1.1] Mametraka zavatra (hena...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; manamaina hena na hazandrano amin' ny setroka |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] suspendre ou mettre près du feu pour faire rôtir, boucaner, sécher soulever son adversaire avec les cornes, se dit des taureaux |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 manasalisaly |
Fivaditsoratra | 12 laminasa, manasaly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |