Teny iditra saly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Tono [1.78]
 Fametrahana zavatra (hazandrano, ohatra) eo ambonin' ny fatana, hitonoana na hanamainana azy amin' ny alalan' ny setroka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Boucanage, fumage [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Tovy hevitra salisaly

Teny iditra saly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay châle] Tapa-damba lehibebe, volonondry na lasoa, andrakofan' ny vehivavy ny sorony roa ka mihaona eo anoloana [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: châle.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31