Teny iditra manasamboady (samboady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mametraka samboady eo ambony soroka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasamboady
Ny lasa : nanasamboady
Ny hoavy : hanasamboady
Filaza mandidy : manasamboadia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05