Teny iditra | 1 manasarotra |
Fototeny | 2 sarotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mahatonga ho sarotra aleha: Ny lavadavaka ireny no manasarotra ny lalana mankaty aminareo Mahatonga ho manahirana: Manasarotra ny fanaovan-trano ny ranonorana Mahatonga ho lozabe, kitokitoina: Ny ditran' ny mpianatra no nanasarotra an-dRamose Mahatonga ho lafo: Ny havandra no nanasarotra ny voaloboka tamin' ity taona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to make something difficult |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] rendre difficile |
Ohatra |
7 Tsia, tsy sarotra ny fiainana, fa ny olombelona no manasarotra azy. [2.471] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |