Teny iditra manasa tanana amin' izay aho (sasa, tanana, amy, izay, aho)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy mandray anjara amin' izany aho ka miala amin' izay mety ho vokany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31