Teny iditra (1/8) | 1 manasa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] manala loto amin'ny rano: lasa nanasa lamba erỳ amorona i zoky. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to wash |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8, 1.5] laver 6 [1.8] faire le linge |
Fanazavàna teny italianina |
7 [1.18] lavare: Manasa lamba ny reniko (Mia madre lava la biancheria) affilare: Hanasa ny antsiko aho (Io affilero il mio coltello) sviluppare: Manasa sary ny mpakatsary (Il fotografo sviluppa le fotographie) |
Ohatra |
8 [2.472#] Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. |
Fototeny | 9 sasa |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 14 manadio, manoza, manontsana, mifantsana, manakobana, manala loto, manala pentina, manala tseroka, mamotsy, manorana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
Teny iditra (2/8) | 17 manasà |
Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
19 [1.26#19] wash |
Fototeny | 20 sasa |
Teny iditra (3/8) | 21 manasa |
Sokajin-teny | 22 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] Mandranitra, mandrangitra, mampifilofilo: Ndeha manasa ity antsy ity ianao, ry Koto, fa dombo velona izy izany |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.3] aiguiser, affiler, râper |
Fototeny | 25 asa |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/8) | 30 manasà |
Sokajin-teny | 31 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasa [Fitanisana] |
Fototeny | 32 asa |
Teny iditra (5/8) | 33 manasa |
Sokajin-teny | 34 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
35 [1.1] Miantso hanatrika lanonana na hisakafo, miangavy ho tonga maneho fihavanana na fifanajana: Nanasa antsika ry zareo ato avaratra amin' ny mariazin-janany |
Fototeny | 36 asa |
Teny iditra (6/8) | 37 mañasa |
Sokajin-teny | 38 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
39 [1.78] [Tanosy]
manohana; manafina |
Teny iditra (7/8) | 40 mañasa |
Sokajin-teny | 41 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
42 [1.78] [Taisaka]
miantso |
Teny iditra (8/8) | 43 manasa |
Sokajin-teny | 44 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
45 [1.78] [Tambahoaka, Taisaka, Bezanozano, Tanala, Tanosy]
mananasy 46 [1.78] [Bara] (mañasa) mananasy |
Voambolana |
47 Haizavamaniry: voankazo |
Fivaditsoratra | 48 anasam, manasà, mañasa, manasa, nasama |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30 |
![]() |