Teny iditra manasa tanana amin' izay aho
Singan-teny manasa ; tanana ; amy ; izay ; aho
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mandray anjara amin' izany aho ka miala amin' izay mety ho vokany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27