Teny iditra manaselisely (selisely)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampandalo na mametraka zavatra eo anoloan' olona mba hanelingelenana azy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manaselisely
nanaselisely
hanaselisely
manaselisele
Teny mitovy hevitra manelisely ~ maneloselo

2010/05/14