Teny iditra maneloselo (seloselo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampandalo na mametraka zavatra eo anoloan' olona mba hanelingelenana azy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maneloselo
Ny lasa : naneloselo
Ny hoavy : haneloselo
Filaza mandidy : maneloseloa
Tovy hevitra manelisely ~ manaselisely

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05