Teny iditra | 1 manasivana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 sivana |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Mampandalo amin' ny sivana |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.7] to sieve (as sand) |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.8] tamiser, comme du sable; censurer |
Tovy hevitra | 10 manivana |
Fivaditsoratra | 11 anasivanam, manasivana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |