Teny iditra sivana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filaminana, filaharana [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra sivana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiasana misy loadoaka kely hanalana ny vato amin' ny vary, hifantenana voa, na hanintsanana ny tany malemy ialan' ny vongana mafy
Mitovy hevitra: fanatantavanana ~ masoarivo [1.1]
 Fitaovana fanatantavanana voa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Crible pour le sable [1.8]
 Filtre
Tamis [1.13]
Sampanteny 
Ny fihaviany Anglisy: sieve.
Mpanahaka  tantavana

Teny iditra Sivana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Sivan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Sivân [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08