Teny iditra | 1 manasoa |
Fototeny | 2 soa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao soa: Manasoa ny mpiara-belona aminy Rangahy io Mitahy, manampy, manambina: Hanasoa anareo anie ny any ambony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to beautify; to do good to; to benefit |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] embellir; faire du bien à; favoriser |
Ohatra |
7 manasoa ny mpiara-belona izany. [2.445#] 8 Koa ny manasoa omby misotro ny rononony; [2.587#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny manasoa io |
Fivaditsoratra | 14 amoasan, manasoa, namoasa, samoaña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |