Teny iditra manasompirana (sompirana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mametraka zavatra misompirana tsy mahitsy tsara fa mivilana: Iza no nanasompirana itỳ latabatra itỳ toy izao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasompirana
Ny lasa : nanasompirana
Ny hoavy : hanasompirana
Filaza mandidy : manasompi na

Teny iditra manasompiràna (sompirana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasompirana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20