Teny iditra | manasosa (sosa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandefa zavatra handeha milamina sy haingana ary tsy misy manakantsakana na manelingelina [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | manasosà (sosa) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasosa | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |