Teny iditra manatabotetaka (tabotetaka (botetaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka zavatra hibotetaka amin' ny fanambaniny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatabotetaka
nanatabotetaka
hanatabotetaka
manatabotetaha

2013/03/21