Teny iditra | tabotetaka (botetaka) | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fipetrahana mibahana; fipetrahana, ka ny fitombenana mivelatra sy mitsotra amin' ny iva sy ambany [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/23 |