Teny iditra | 1 manatakobaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manetsiketsika zavatra ao anaty rano, manakobana, manetsiketsika na manao izay hampikobana ny ratio ao anaty tavy na fitoeran-drano hafa, mampikobana |
Fototeny | 4 takobaka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |