Teny iditra manatalantalana (talantalana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy talantalana, mametraka ambony talantalana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatalantalana
nanatalantalana
hanatalantalana

2010/05/14