Teny iditra talantalana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toeran' entana avoavo
Hazo narafitra handadian' ny voaloboka na voninkazo
Tsivalan-kazo misy ny boky amin' ny fitoeram-boky [1.1]
 Fitoeran'ny entana misy ambaratonga [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A platform or shelf of sticks, board or stone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay étagères, rayons d’une bibliothèque, tonnelle, supports pour faire grimper les plantes [1.3]
 étagère ou établi en bois, pierre [1.8]
 étagère, rayons [1.13]
Ohatra 
1Ataingina eo ambony talantalana io vata io. [2.117]
2Rehefa vory maro ny olona dia «vangaina», izany hoe anamboarana talantalana eo alatrano, dia atao eo ny faty. [2.436]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14