Teny iditra manatamana (tamana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho tamana, manao izay hahatamana: Sarotra ny manatamana biby sasany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatamana
nanatamana
hanatamana

2010/05/14