Teny iditra manatamberina (tamberina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampandeha dia miverina; mampihodinkodina eo an-toerana ihany; mampivezivezy mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatamberina
nanatamberina
hanatamberina

2010/05/14