Teny iditra manatampify (tampify)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manankina, mampipetaka, mampifanoroka amin' ny hafa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatampify
nanatampify
hanatampify

2010/05/14