Teny iditra manatanjaka (tanjaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome hery, manamafy: Manatanjaka ny divay
¶ Mankahery: Nanatanjaka ahy ny teny nataonao ka misaotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay fortifier, rendre vigoureux, solide courageux [Abinal 1888]
Endriteny 
manatanjaka
nanatanjaka
hanatanjaka
manatanjaha
Teny mitovy hevitra mananjaka
Ohatra 
1Manatanjaka ny vatana ny hanin-tsara (La bonne norriture fortifie le corps, rend le corps vigoureux) [Abinal 1888]
2Nanatanjaka ny miaramila ny teny nataony (Ses paroles ont donné du courage aux soldats) [Abinal 1888]

2014/07/29