Teny iditra |
manatanteraka
(tanteraka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Mamita tsara, tomombana hatramin' ny farany, manatontosa: Manatanteraka ny adidy amin' ny mpiara-belona [Rajemisa 1985]
|
| manatontosa |
Fandikana anglisy | to effect, to carry through, to accomplish [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | accomplir, mener à bonne fin [Hallanger 1974]
|
| réaliser, accomplir [SLP 1986]
|
Endriteny |
|
Ohatra | Ny anjaranareo dia ny manaiky, mankato, manatanteraka. [Andraina: Mitaraina, takila 225]
|
|