Teny iditra | manatatra (tatatra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Manao tatatra ¶ Maka vola be amin' olona, mikapa, mijijy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [SLP 1986] | |||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to dig water-channels in [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | creuser des canaux ou rigoles [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
drainer [SLP 1986] | |||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny mitovy hevitra | mitatatra | ||||||||||||||||
Teny iditra | mañatatra | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Bezanozano] (hozatra) mitsotsotra am-pandriana [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |