Teny iditra manatavona (tavona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manosotra, manosina menaka, manafotetaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatavona
nanatavona
hanatavona
manatavòna
Teny mitovy hevitra manavona

Teny iditra manatavòna (tavona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatavona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/23