|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manatoa
Fototeny  2  atoa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manasina; maniry soa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to sing the atoa, to sing in praise of the sovereign or the idols. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  chanter les louanges [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manatoa
Fototeny  12  nato
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manato
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  15  amatona, atamano, mañatao, manatoa, tamoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20