Teny iditra manatofintofina (tofintofina (tofina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manetsiketsika, mampanonjanonja, mampitopatopa (volon-doha) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatofintofina
Ny lasa : nanatofintofina
Ny hoavy : hanatofintofina
Filaza mandidy : manatofintofìna

Teny iditra manatofintofìna (tofintofina (tofina))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatofintofina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20