Teny iditra manatongalika (tongalika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiforitra ny lohalika, mampandohalika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatongalika
nanatongalika
hanatongalika

2010/05/14