Teny iditra manatongika (tongika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampitohitohy, mamoritra, mitohy: Manongika valala
¶ Mandrisika hanao ratsy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatongika
nanatongika
hanatongika
Teny mitovy hevitra manongika

2010/05/14