Teny iditra manongika (tongika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampitohitohy, mamoritra, mitohy: Manongika valala
¶ Mandrisika hanao ratsy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manongika
nanongika
hanongika
Teny mitovy hevitra manatongika

2010/05/14