Teny iditra manatontona (tontona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy manakapoka, manintsana: Manatontona tsihy
¶ mikapoka na mandona amin-javatra: Manatontona ny lamba sasana
¶ manampy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatontona
nanatontona
hanatontona
manatontòna
Teny mitovy hevitra manontona

Teny iditra manatontòna (tontona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatontona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/22